|
|
|
|

Teny iditra1  mandry tsirangaranga
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy matory fa mbola miarinarina ny loha 4  mandry amin' ahiahy [1.1]
Tovy hevitra  5  mandry tsy lavo loha
Singan-teny  6  mandry, tsirangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16